BELLE FRIPE

BELLE FRIPE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BELLE FRIPE, Apparel & Clothing, 0385781621, Moramanga.

Hoy ny Filoha hoe tsy Tanana adino intsony Toliary marina izany raha Filoha hafa dia marobe ny Tanana ho adino ary misy....
21/08/2023

Hoy ny Filoha hoe tsy Tanana adino intsony Toliary marina izany raha Filoha hafa dia marobe ny Tanana ho adino ary misy.aza angamba tsy ho fantatra akory fa ny an' I Filoha An dry Rajoelina tsy nisy na dia Tanana iray nohadinoiny

20/08/2023
Ary mangataka mba hitondra ambavaka an'Madagasikara sy ireo mpitondranay ireo ary indrindra ny mbola hitondrany 5taona m...
20/08/2023

Ary mangataka mba hitondra ambavaka an'Madagasikara sy ireo mpitondranay ireo ary indrindra ny mbola hitondrany 5taona manaraka

“Isan’andro aho, isaky ny mijery azy ity dia mahatsiaro sy mivavaka ho anareo” hoy ny Papa Ray Masina taminay teto. Nampihetsi-po anay mivady manokana ny nahita ity sarin-tsambo ity, izay fanomezana nomentsika Malagasy ny Papa Fransoa ny taona 2019, tato an’efitra fiasany sy fandraisany ireo filoham-panjakana rehetra eto Vatikana .

Misaotra eram-po eran-tsaina anao izahay ry Ray Masina, Papa Fransoa tamin’ny nandraisanao an’i Madagasikara ho ao am-ponao

Address

0385781621
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BELLE FRIPE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share