ZaitrArt

ZaitrArt Confection de vêtement Malagasy

Soava mandry aby ô 🥰🥰
21/02/2026

Soava mandry aby ô 🥰🥰

Bonjour, ça fait vraiment longtemps qu'on ne  vous à pas donner une nouvelle collection et bien Resté fidèle par ce que ...
20/02/2026

Bonjour, ça fait vraiment longtemps qu'on ne vous à pas donner une nouvelle collection et bien
Resté fidèle par ce que ça arrivera bientôt 🥰

Amzao fetin'ny Reny izao Ndao mba hiresaka fialamboly kely isika eh 🥰💪Ankoatran asa ,sy ny adidy am maha Reny de tena an...
25/05/2025

Amzao fetin'ny Reny izao

Ndao mba hiresaka fialamboly kely isika eh 🥰💪

Ankoatran asa ,sy ny adidy am maha Reny de tena anisan'ny fialambolinay mivady ny musculation ❤️💪

Ye ho anzay efa taty am atelier nay de mifanila am atelier ny Salle de musculation nay 💪💪

Le sary voalohany io tena nahatapakevitra ny oe aleo esorina ty kibo be ty fa tena tsy lasa an 😂😅

Tsy mora fa rehefa tena zatra de tena Wow 😍🥰💪

Ny fahasalamana ihanikoa etsy andaniny tena milamina tsara 💪🥰

Iza ihanikoa no mitovy aminay ???🥰🥰

Ndao hifampizara eh , enao io ry Maman ,inona no fialamboly tena tinao ??😍🥰

🎊❤️Fety ny Reny androany❤️🎊🌹Koa faly zahay eto am ZaitrArt miarahaba ny Reny rehetra 🌹🌹Tsy mora nefa tena adidy masina n...
25/05/2025

🎊❤️Fety ny Reny androany❤️🎊

🌹Koa faly zahay eto am ZaitrArt miarahaba ny Reny rehetra 🌹

🌹Tsy mora nefa tena adidy masina napetraka amintsika Vehivavy ny toerana maha Reny ko dia mankahery sy mirary soa eh ,samia ho feno fitahiana isika rehetra ❤️🌹

🌹 Mahatsiaro ireo zay efa tsy eto intsony lay nahitany masoandro
Tadidio fa natao ho antsika rehetra ny teny fikasana oe "Tsy handao na hahafoy anao aho "
Eo foana ny Tompo ho antsika " ❤️🌹

🌹❤️Mirary soa ihanikoa ho anreo futur Maman eh ,zao an ,aza mande irery fa miaraha foana am Jesôsy 🥰 ataovy ivon'ny fifalinao sy ny adinao izy eh 🎊❤️

Ho ela velona anie ny Reny rehetra,ho feno fahombiazana sy lavitry ny rofy ary hifanantitra amzafy ,zafiafy ,ny ela indrindra eh 🎊❤️🥰

Miaraka mitady ,miara mahita ny soa sy ny lafatra 🥰
22/05/2025

Miaraka mitady ,miara mahita ny soa sy ny lafatra 🥰

Tsotsotra 😍🥰
22/05/2025

Tsotsotra 😍🥰

Maninona moa raha andao miaraka asandratra ny Fitafy sy ny Kabary tena anisan'ny ahatarafana ny tena maha Malagasy antsi...
08/05/2025

Maninona moa raha andao miaraka asandratra ny Fitafy sy ny Kabary tena anisan'ny ahatarafana ny tena maha Malagasy antsika eh 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Finaritra eeeeSary vitsy nanamarika ny fiarahan'ny ZaitrArt tamin'ny famoahana mpikabary andiany MANDA omaly tetsy am Se...
05/05/2025

Finaritra eeee
Sary vitsy nanamarika ny fiarahan'ny ZaitrArt tamin'ny famoahana mpikabary andiany MANDA omaly tetsy am Sehatra Maintso Analamahitsy, mankasitraka de samia hitombo Hasina daholo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Tena tsy tadidiko mihitsy ity collection ity hay moa nisy anzao 😊
29/04/2025

Tena tsy tadidiko mihitsy ity collection ity hay moa nisy anzao 😊

Tsy gasigasy foana kosa eee ,hainay foana zay modèle entinao aty aminay ka ❤️🥰
25/04/2025

Tsy gasigasy foana kosa eee ,hainay foana zay modèle entinao aty aminay ka ❤️🥰

Avy any Andoharanofotsy tonga aty aminay Ambohimanarina manenjika manjaitra tena oe pao_tsatroka Mme @ Odine
23/04/2025

Avy any Andoharanofotsy tonga aty aminay Ambohimanarina manenjika manjaitra tena oe pao_tsatroka Mme @ Odine

Address

Route National RN4
Tananarivokely
TANA101

Telephone

+261033409272

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZaitrArt posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ZaitrArt:

Share