Mr Fromage

Mr Fromage Mr Fromage, distributeur commerçant de produit laitier venant d’antsirabe résident à tamatave

Heyoooo! 🧀🧀🧀🧀🧀Tsy nandefa pub intsony hoe i Mr Fromage, angaha tsy manao Fromage intsony, tsia ka, manao foana fa tsy di...
22/06/2023

Heyoooo! 🧀🧀🧀🧀🧀
Tsy nandefa pub intsony hoe i Mr Fromage, angaha tsy manao Fromage intsony, tsia ka, manao foana fa tsy dia naharaka izahay dia naleonay tsy dia mandefa pub loatra fa Efa maharaka izahay zao amin’izay isa ilaina ka 😌
Dia ny livraison rehetra dia GRATUIT n’a dia iray aza vidianao 😉Gouda PM 3.000Ar/pièce Gouda GM 27.000Ar/kgMozzarella 32.000Ar/kg (500g minimum)

Hellooo!!!Faly miarahaba oGouda local pm miaraka amin’n prix vaovao 3.200Ar monja 😋
25/01/2023

Hellooo!!!
Faly miarahaba o
Gouda local pm miaraka amin’n prix vaovao
3.200Ar monja 😋

Faly miarahaba antsika rehetra izahay o! 😇Akaiky ny Fety! Manaova metimety!Misakafoana tsara! Mba tsy ho very ny anjara!...
15/12/2022

Faly miarahaba antsika rehetra izahay o! 😇
Akaiky ny Fety! Manaova metimety!
Misakafoana tsara! Mba tsy ho very ny anjara! 😁
Hikarakara sakafo hilavana Fromage ianao? Aza misalasala miantso na mandefa hafatra aminay fa manana mety amin’izay izahay no amin’ny vidiny mirary
❤️Gouda local Artisanal GM: 30.000Ar/kg
❤️Gouda local Artisanal PM: 3.500Ar/pièce

Faly miarahaba o! Izahay dia faly manolotra hatrany ny vokatra avy aty aminay, ny Fromage Gouda local PM, na mikarakara ...
04/02/2022

Faly miarahaba o!
Izahay dia faly manolotra hatrany ny vokatra avy aty aminay, ny Fromage Gouda local PM, na mikarakara sakafo ianao, restaurant, na olona tsotra tia fromage, manana zaza kely (mety atao goutter atao anaty m**o 😋), aza Mihafahafa fa mety aminao io, mitsonika tsara no antonona tsara ny sirany 😋, ny lanjany? Eo amin’ny 100-120g eo 🥰
-3.000Ar ny prix de détail (1 à 10)
-2.800Ar kosa ny prix de gros raha maka 50 et plus
0324158938, io ny laharana afaka hiantsoana anay ary afaka amano livraison koa izahay amin’ny sarany 2.000Ar

Ny vidiny tsy miova 2.800Ar hatrany
15/09/2021

Ny vidiny tsy miova
2.800Ar hatrany

Salama aby o!Ny fromage fondu sy fromage PM dia mbola misy hatrany Fondu: 7.000ArFromage d’ antsirabe pm: 2.800Ar
05/05/2021

Salama aby o!
Ny fromage fondu sy fromage PM dia mbola misy hatrany
Fondu: 7.000Ar
Fromage d’ antsirabe pm: 2.800Ar

Mirary tontolo andro mahafinaritra o
12/03/2021

Mirary tontolo andro mahafinaritra o

Salama aby o!Fromage Gouda local GMAmin’ny vidiny mirary dia mirary 25.000Ar ho an’izay maka 124.000Ar ho an’izay maka 2...
01/02/2021

Salama aby o!
Fromage Gouda local GM
Amin’ny vidiny mirary dia mirary
25.000Ar ho an’izay maka 1
24.000Ar ho an’izay maka 2 hatramin’ny 4
23.000Ar ho an’izay maka 5 mihoatra

Salama o!Fromage local artisanal PM 120g 2.800Ar Misy prix de gros ho an’izay maka 15 miakatra Mankasitraka o
27/01/2021

Salama o!
Fromage local artisanal PM 120g
2.800Ar
Misy prix de gros ho an’izay maka 15 miakatra
Mankasitraka o

Bonjour daholo o!Maro nareo tsy nahazo tamin’iny indray andro iny fa indro indray ny vokatra tsarabe avy aty aminay ho a...
12/01/2021

Bonjour daholo o!
Maro nareo tsy nahazo tamin’iny indray andro iny fa indro indray ny vokatra tsarabe avy aty aminay ho an’ireo izay tia fromage sy ny sakafo atao aminy ary Mino aho fa maro ianareo no tia mikarakara
-Fromage PM 100-120g: 2.800Ar
-Type gruyère: 32.000Ar/kg
-type Gouda: 32.000Ar/kg
-Mozzarella: 3.000Ar/100g
0324158938
Manao livraison amin’ny sarany 2.000Ar
Izay maka fromage PM 10 miakatra dia livraison gratuite
Mirary soa ooo

Faly miarahaba antsika rehetra o!Atolotra ampitiavana antsika ireto vokatra mahafinaritra be avy aty aminay ireto -froma...
11/01/2021

Faly miarahaba antsika rehetra o!
Atolotra ampitiavana antsika ireto vokatra mahafinaritra be avy aty aminay ireto
-fromage type gruyère: 32.000Ar/kg
-type Gouda enrobé: 32.000Ar/kg
-fromage PM (100-120g): 2.800Ar
-Mozzarella: 3.000Ar/100g
Antsoy ny 0324158938
Manao livraison amin’ny sarany 2.000Ar monja izahay
Mirary tontolo andro sambatra 🥰

Faly miarahaba nahatratra ity taona vaovao ity!Mirary antsika ho mafy ahatratra ny tanjony ny tsirairay 🙏À nouveau dispo...
04/01/2021

Faly miarahaba nahatratra ity taona vaovao ity!
Mirary antsika ho mafy ahatratra ny tanjony ny tsirairay 🙏
À nouveau disponible
Gouda PM 250g
7.000Ar
0324158938

Address

Toamasina

Telephone

+261324158938

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mr Fromage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mr Fromage:

Share

Category