More Than Clothing

More Than Clothing Une boutique en ligne de collection de vêtements à édition limitée, où la mode rencontre la foi. 🌟 Bienvenue chez MORE THAN CLOTHING!

Une boutique en ligne de collection de vêtements à édition limitée, où la mode rencontre la foi! 🌟

🛍️ Notre mission va au-delà de la mode - nous cherchons à incarner un témoignage vivant d'une vie en Christ à travers chaque pièce que nous créons.

🙏 En choisissant nos vêtements, vous participez non seulement au soutien de notre petite entreprise, mais vous vous engagez également dans l'évangéli

sation du chemin, de la vérité et de la vie qui est Jésus-Christ.

✨ Rejoignez-nous dans ce voyage de foi et de style, où chaque achat que vous faites contribue à propager le message d'amour et d'espérance.

🛒 Parcourez notre sélection soigneusement conçue de vêtements uniques et faites partie de notre mission de répandre la lumière à travers la mode.

19/09/2025
02/05/2025

Finaritra daholo indrindray o 🥹

Elaela isika tsy nitafa 😉 Indro zaraina amitsika ity fanehoan-kevitra ity manamafy ny amin’ilay teeshirt navoakatsika voalohany hoe « Grace that costs » 😉

Satria moa akanjo ho fiainana no tanjona dia satrinay samy ho tonga eo @ fahalalana izany hevitra entiny izany isika rehetra 🥰🥰🥰

Mihainoa finaritra aza de samia ho tahian’i Jesoa daholo indray!

03/11/2024

« Ahavita inona ho ahy ny eo an-tànako,
Na izay mba fahalalana ananako.
Ny mahavonjy ahy dia izaho mino Anao, manaraka Anao… »

SOLA GRATIA ✨
GRACE ALONE ✨
SEULE LA GRACE ✨
NY FAHASOAVANA IRERY IHANY ✨

Hisy impact spirituel anie ny fihaingonao Grace that costs. Amen Tsy voafetra ny herin'Andriamanitra ✝️🫶Bon weekend les ...
06/07/2024

Hisy impact spirituel anie ny fihaingonao Grace that costs. Amen

Tsy voafetra ny herin'Andriamanitra ✝️🫶
Bon weekend les amis(es) !

« Nous vivons tout le long de notre vie sous sa grâce et son amour ainsi que son sacrifice sur la croix... » 😇✝️
02/07/2024

« Nous vivons tout le long de notre vie sous sa grâce et son amour ainsi que son sacrifice sur la croix... » 😇✝️

"‭Efesianina 2:8-10 DIEM‬Eny, fahasoavan’Andriamanitra no namonjena anareo, tamin’ny alalan’ny finoana! Ary tsy avy amin...
25/06/2024

"‭Efesianina 2:8-10 DIEM‬
Eny, fahasoavan’Andriamanitra no namonjena anareo, tamin’ny alalan’ny finoana! Ary tsy avy aminareo izany famonjena izany, fa fanomezan’Andriamanitra; ‭tsy vokatry ny ezaka vita, fandrao hisy hirehareha. ‭Fa asan’Andriamanitra isika; Izy no nahary antsika ho tafaray amin’i Kristy Jesoa, mba hanao asa tsara izay voaoman’Andriamanitra rahateo hotontosaintsika amin’ny fiainantsika. Kristy."

🤲GRACE THAT COSTS
❤️ILAY FAHASOAVANA LAFO VIDY

Manaova fety sambatra ry Malagasy 🇲🇬

Hello 🥰🥰⚠️⚠️Mbola mandray commande izahay hoan'ny livraison rahampitso an!!Efa vitsivitsy sisa ny taille lehibe. Aza mia...
23/06/2024

Hello 🥰🥰

⚠️⚠️Mbola mandray commande izahay hoan'ny livraison rahampitso an!!

Efa vitsivitsy sisa ny taille lehibe.

Aza miasalasala manoratra avy hatrany confirmation ny commande nao: ny couleur, ny taille ary ny isany tee-shirt ilainao.

Prix unique 45000ar ny tee-shirt. Tena mahaloa ny sarany ny vidiny 🥰
Tee-shirt 100% coton
De très bonne qualité

Mirary herinandro vaovao feno fifaliana ho antsika rehetra 🤗

19/06/2024

Tsy ezaka atao, fa fahasoavana 💙

Fantatrao ve fa tena endrika fiderana ihany koa ny fitafy isalorana ? 😊😊

́

💐💐💐Moa va tsy mamy be ❤️ Voninahitra hoan'Jesosy Kristy irery ihany 🙌Raha mbola tsy nahazo tee-shirt dia mbola tsy tara....
08/06/2024

💐💐💐
Moa va tsy mamy be ❤️
Voninahitra hoan'Jesosy Kristy irery ihany 🙌

Raha mbola tsy nahazo tee-shirt dia mbola tsy tara. Efa vitsivitsy sisa an⚠️⚠️

Ho anareo efa nahazo, sitrakay mihintsy raha mandefa retour aminy MP ianareo. Raisinay am-pitiavana tompoko❤️

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when More Than Clothing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share