Joséa Créa

Joséa Créa Spécial vides de bonnes qualités, chaussures, vêtements, matériels etc...

13/03/2026
13/03/2026

Bonne nuit daholo ooo🥰🥰🥰...
Joséa Créa 🦎🦎🦎

Mbola tsy manana jiro💡🕯🔦 jirama ato de mbola ts afaka mamoaka pub zaitra isika 😔😔😔

Mbola miaina am jiro solaire🌞☀️🌡 ts mazaka machine✂️🧷🦯 alo atreto, positive'na foana nefa ny fiainana☺️☺️☺️

10/03/2026
10/03/2026

Ndao mba ifanampy ooo.
Na de traboina ny tena fa mba hanampy ireo marefo koa😔☺️😊

10/03/2026
21/02/2026

✍️ Tolotànana ho an'i Toamasina 🇲🇬 : Ny alahady 8 marsa eo @ PARVIS Kianja Barea (P1).

💯 Ho an'ny tolotànana manontolo ny vokatra azo :

🔹 Fandraisana anjara : Ar5.000
🔹 Coin VIP : Ar20.000

👉 Ho lazaina manaraka eo ny fivoahan'ny ny tapakila sy ny fandaminana samihafa

🙏 Isaorantsika manokana Miritsoka nanome ny logistique maimaim-poana ho anjara birikiny...❤️

Zarao sy aparitaho tompoko raha sitrakao...🙏

☝️ Misy direct eo @ pejy manazava kokoa ny andininy...



Sary : Toamasina desambra 2025 by Francky Dovan-

21/02/2026

🎶🤝 Miray fo tompoko 🤝🎶

Ny tarika AMBONDRONA dia hanatanteraka seho tolo-tanana ho an’i Toamasina. ✨
🗓 08 Martsa
📍 Kianja BAREA P1
🎟 Fidirana : 5 000 Ar

Am-pitiavana tokoa no anoloran’i Mi’Ritsoka Production maimaim-poana ny lafiny ara-logistika, ka hanome ny fitaovana rehetra ilaina :

✨ Sonorisation
✨ Jiro
✨ Sehatra
✨ Écran LED
✨ Régie One Air
✨ Groupe électrogène

Fotoana iray hanehoantsika fa miray hina isika Malagasy. ✨
Araho hatrany ny Pejy AMBONDRONA ahitanao ny andinindininy rehetra !!!

Am-pitiavana tompoko. 🤍

17/02/2026
17/02/2026

Address

Tanambao 5
Toamasina

Telephone

+261327564284

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Joséa Créa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share