Trendy Frip

Trendy Frip “Trendy Frip 👗✨
Frip tendance & accessoire stylé à petit prix 💕
(Sacs, vêtements, chaussures, assiettes, et plus!)
Livraison manerana an’i Madagascar 🚚”

👗✨ Maninona no misafidy frip ? ✨👗Tsy resaka vidiny fotsiny ny frip 👇✔️ Mitsitsy vola nefa mahazo style✔️ Tsy mitovy amin...
23/12/2025

👗✨ Maninona no misafidy frip ? ✨👗

Tsy resaka vidiny fotsiny ny frip 👇
✔️ Mitsitsy vola nefa mahazo style
✔️ Tsy mitovy amin’ny rehetra (pièces uniques)
✔️ Maharitra raha voafantina tsara
✔️ Safidy intelligent ho an’ny olona mitady qualité

👉 Raha tia style & bon sens ianao,
Trendy Frip no toerana mety ho anao 😉

💬 Lazao ao amin’ny commentaire :
inona no tianao indrindra amin’ny frip ?

👗✨ Trendy Frip est de retour ! ✨👗Taorian’ny fotoana fohy tsy nisy publication, miverina officiellement izahay 🔥Manomboka...
21/12/2025

👗✨ Trendy Frip est de retour ! ✨👗

Taorian’ny fotoana fohy tsy nisy publication, miverina officiellement izahay 🔥
Manomboka androany, Trendy Frip dia hizara :
✔️ Inspiration style frip
✔️ Torohevitra hividianana frip tsara
✔️ Fivoaran’ny projet frip matotra ho avy

👉 Raha tia frip ianao, araho ity page ity
Satria vao manomboka ny aventure 🚀

👗 Question du jour by Trendy Frip 💕Si tu devais choisir 1 seul accessoire à porter tous les jours, ce serait lequel ? 😍👜...
09/11/2025

👗 Question du jour by Trendy Frip 💕

Si tu devais choisir 1 seul accessoire à porter tous les jours, ce serait lequel ? 😍

👜 Sac ?
👟 Chaussures ?
👒 Chapeau ?
💍 Bijoux ?

Dis-le en commentaire 👇

🌸 Coucou les Trendy Lovers 💕Aujourd’hui, on veut juste partager une bonne vibe ✨Parce que la mode, ce n’est pas seulemen...
13/10/2025

🌸 Coucou les Trendy Lovers 💕

Aujourd’hui, on veut juste partager une bonne vibe ✨
Parce que la mode, ce n’est pas seulement ce qu’on porte,
c’est aussi la bonne humeur qu’on partage 🥰

Dites-nous en commentaire 👇
Quelle est la couleur qui te met tout de suite de bonne humeur ? 🎨

👉 Rose pastel ? 👉 Beige chic ? 👉 Vert olive ? 👉 Bleu ciel ?

08/10/2025

💡 Astuce Frip du jour
Choisis la matière avant le prix 👗✨

👇👇👇

🌸 Hello Trendy Family !Elaela isika tsy niresaka e 😍Fa izao dia faly be izahay manambara fa miverina amin’ny endriny vao...
06/10/2025

🌸 Hello Trendy Family !

Elaela isika tsy niresaka e 😍
Fa izao dia faly be izahay manambara fa miverina amin’ny endriny vaovao i Trendy Frip 💕

Frip tendance, articles stylés, accessoires, déco, ary maro hafa ho avy tsy ho ela 🛍️

Amin’izao aloha dia hiverina hifampiresaka, hizara inspiration mode, astuces frip, ary vibe positive aminareo izahay ✨

Misaotra betsaka amin’ireo mbola manaraka hatrany 🙏

👉 Restez connectés, parce que le style n’a pas d’âge ni de prix 💃

🎁Ity ary valiny lalao antsika oh💐Hialana tsiny fa nisy fahatarana fa tena bé asa sy somary sahirana foana😊Hisaorana daho...
01/02/2024

🎁Ity ary valiny lalao antsika oh💐
Hialana tsiny fa nisy fahatarana fa tena bé asa sy somary sahirana foana😊
Hisaorana daholo nareo izay nandray anjara 🙏, araho foana ny pejy ntsika fa misy foana ny lalao izay azahoana cadeau avy aty aminay🥰

Clannie Curie no nahazo sac bandoulière LOUIS VUITTON 😍
Arabaina manokana ary mandefasa message aminay azafady.
Bisous bé ianareo 💋

24/01/2024
Karakarao ihany ny vatana na efa manambady ianao Karakarao ihany ny vatana na efa miteraka 2, 3 azaKarakarao ihany ny va...
23/01/2024

Karakarao ihany ny vatana na efa manambady ianao
Karakarao ihany ny vatana na efa miteraka 2, 3 aza
Karakarao ihany ny vatana na dia mafy aza ny fiainana.

Na inona fiainana andalovantsika dia tsy tokony hatao ambanin-javatra mihitsy ny fikarakarana io vatana io satria io ihany no tsy hiala anao mihitsy.

Io olotiana io mety hijanona eo na mety hiala
Io namana io mety hivadika na mety handao anao
Io havana io mety ho eo ary mety tsy ho eo.

Ny vatanao ihany no namanao mandrakizay mandrapialan'ny fofon'ainao ka nahoana no tsy karakaraina ?

Manaova jejojejo ihany
Midira salle de sport
Mividiana zavatra tianao
Midira restaurant dia mba vidio ny sakafo tena tianao
Omeo fanomezana ny tenanao fa aza miandry olona
Ampifalio foana na inona mahazo ary ankino amin'Andriamanitra mba ho salama foana.

Izay fa raha tianao ny fizarana mahasoa ohatrizany dia araho hatrany ny page Trendy Frip ary mba zarazarao mba ho hitany hafa.

21/01/2024

Son souhait, vous ne réussirez jamais et vous ne progresserez jamais, mais heureusement, Dieu n'est pas son oncle.

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trendy Frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share