02/08/2023
Kpako eto Diégo !!
Mitady kapa mafy sy mateza ve ianao ? Aza misalasala mitsidika ny magasin Kpako eto Diégo ;en face Judi Shop .rue Justin Bezara .
Kapa hoditra 100% , vita Malagasy ary misy modely maro azonao hisafidianana na ho an'ny ankizy ,na ho an'ny lehibe . Araraoty indrindra @ izao fanomanana ny fidiran'ny mpianatra izao .Tsy hanenina ianao fa tongava maro . Famindra vaovao miaraka @ Kpako.