Ny Tsenantsika Miratia Ambarilava Moramanga

Ny Tsenantsika Miratia Ambarilava Moramanga vente d'articles bébé et enfant

17/01/2024
01/09/2023

🛑Zavatra 2 lehibe no ilain'ny sain'ny zaza 🧠 :

1️⃣ny fifandraisana sy fifamatorany (interaction et attachement) aman-dreniny 👪
2️⃣ny fahitany sy fahatsapany tsikelikely ny tontolo misy azy sy ny tontolo manodidina rehetra (exploration du monde)🗺️🌍

🛑Ireo 2 ireo no mitarika ny zaza ampiasa ny fahitana, fandrenesana, ny fahatsapana 'ny fitsapana , faharenesana fofona sy tsiro ka hitomboan'ny sainy sy ivelarany.

🛑Ny fampiasana aloha loatra na tafahoatra ny "écran" dia manakana io fiasa io ka mety mahatonga ny zaza
👉tsy ho ao tsara, tsy mijery, tsy mihaino, tsy mifantoka, hisy olana
👉ho kizitina, mahery setra
👉hisy fahatarana , ny fitomboana ara-tsaina sy ny hay fianarana
👉hanana olana ...

08/04/2022

🙋Tsy coronavirus ihany no voaaro @ fanaovana aro- vava orona sy ny fanasana tanana fa ireo aretin'ny taovam-pisefoana hafa koa, toa ny grippe, tuberculose ...
🤱Tandremo, maro ny karazana grippe mahazo ny zaza amin'izao, mety mitarika fidirana hopitaly ho an'ny zaza amam-bolana.

❤️Ho antsika eto Moramanga, anentanana antsika izay mbola tsy nahazo na koa mbola te hizara @ hafa:🍀Boky Mana isan'andro...
14/03/2022

❤️Ho antsika eto Moramanga, anentanana antsika izay mbola tsy nahazo na koa mbola te hizara @ hafa:
🍀Boky Mana isan'andro enim-bolana voalohany 2002: 3000ar
🍀 Karatra Mana isan'andro 2022: 300ar
Tahian'i Jesoa hatrany!

08/03/2022

🦋Abigaila ve? Vehivavy hendry sy tsara tarehy nefa tsy nitarika azy ho @ avonavona na fireharehana izany🦋 I Sam 25:1-35 no ahitantsika ny momba azy, hamerina haka lesona aminy indray isika vehivavy kristianina:
👉 Vehivavy mihevitra ny ao antokantranony
👉 Vehivavy mandray andraikitra
👉 Vehivavy mahery fo
👉 Vehivavy manetry tena
👉 Vehivavy feno fahendrena @ teny ambara
👉 Vehivavy mifona ho an'ny vadiny
👉 Vehivavy nahatakatra ny fikasan'Andriamanitra

❤️ Jesosy Tompo hanafy hery antsika mandrankariva, momba antsika Izy. Ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka no toky hahafahantsika vehivavy hijoro @ sehatra rehetra ametrahan'ny Tompo antsika, samia mahery ry namako❤️

🧸Tsy ho an'ny lehibe ihany fa ho an'ny ankizy koa, ny Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly dia🍀mamokatra ny karatra FA...
16/02/2022

🧸Tsy ho an'ny lehibe ihany fa ho an'ny ankizy koa, ny Fikambanan'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly dia
🍀mamokatra ny karatra FANILO ahitana tenin'Andriamanitra voalahatra hovakiana isan'andro mandritra ny taona iray,
🍀misy fanontaniana ahafahantsika raiamandreny miara-mandinika ny teny aminizy ireo.
👉 300ar

🍼Biberon dBb Remond motif papillon🦋🦋🦋🌴NY TSENANTSIKA MIRATIA 🌴
15/02/2022

🍼Biberon dBb Remond motif papillon🦋🦋🦋

🌴NY TSENANTSIKA MIRATIA 🌴

🍼Guigoz 1er âge, 2eme âge 🍼🌴Ny Tsenantsika Miratia 🌴
11/02/2022

🍼Guigoz 1er âge, 2eme âge 🍼

🌴Ny Tsenantsika Miratia 🌴

Céréales France Lait🌴NY TSENANTSIKA 🌴
04/02/2022

Céréales France Lait

🌴NY TSENANTSIKA 🌴

🍼 PréNAN, NAN 1-2-3🍼🌴NY TSENANTSIKA MIRATIA 🌴
31/01/2022

🍼 PréNAN, NAN 1-2-3🍼
🌴NY TSENANTSIKA MIRATIA 🌴

Address

Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Friday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00
14:00 - 17:00

Telephone

+261345235964

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Tsenantsika Miratia Ambarilava Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Tsenantsika Miratia Ambarilava Moramanga:

Shortcuts

Share