21/04/2026
🌧 Hoy ny hiran'i Welvi Waves zay hoe "Tsy vô niagny Tamatave nagnôragna"🌧
Ato amin'ny MAXI BAZAR misy 𝐁𝐎𝐓𝐓𝐄𝐒 𝐃𝐄 𝐏𝐋𝐔𝐈𝐄 ahafahanao miomana tsara amin'ny anron,ny Tamatave tsy mena mivadika ity. 🌩
Vidiny mirary sady miaro tsara amin'ny hamandoana.
🛒 Tongava ary miantsena ato amin’ny MAXI BAZAR .
📍 Toerana : Lalana mankany amin’ny Région (Mangarano)
🕒 Ora fisokafana : Alatsinainy – Alahady, 08:30 – 12:00 ary 14:30 – 17:30