E-Pejy 🥰🥰🥰

MBA MIZARA  FANAMPIN'ASA IZAHAYizy tsy dia tena asa raikitra fa juste mba atao goûté ho an'ny zaza s'y hanampiana écolag...
17/10/2025

MBA MIZARA FANAMPIN'ASA IZAHAY

izy tsy dia tena asa raikitra fa juste mba atao goûté ho an'ny zaza s'y hanampiana écolage'ny zaza ihany.

Nefa raha manana sacrifice ianao dia mety ho betsaka no azo...

Lien https://timebucks.com/?refID=223426160

02/10/2025

2 ans androan ity vidéo ity
Any Faratsiho izy zao 🤣

30/09/2025

Mlay le hira

27/09/2025

Milay rangah Andry Rajoelina a! Mijoro foana

— Communiqué ELECTROTECH Antsirabe —Nous levons également le drapeau blanc aujourd’hui, non pas de la défaite, mais avec...
27/09/2025

— Communiqué ELECTROTECH Antsirabe —

Nous levons également le drapeau blanc aujourd’hui, non pas de la défaite, mais avec un symbole d’une douleur partagée.

Dans la journée du 25 septembre 2025, notre magasin d’Antsenakely, à Antsirabe, a été pillé.
En quelques instants, des années de travail, des emplois durement construits, des projets pensés pour l’avenir, ont vacillé.

Ce qui a été brisé, ce ne sont pas seulement des vitrines ou des marchandises : c’est une partie de nos rêves et de la confiance que nous pensions acquises.

Aujourd’hui, comme de nombreuses familles et entrepreneurs, nous sommes touchés en plein cœur. Mais nous refusons de laisser cette violence être plus forte que notre volonté de continuer.

Notre seule force, c’est l’unité.
Notre seule arme, c’est la solidarité.
Nous partageons la peine de tous ceux qui vivent la même.

Ensemble, nous surmonterons cette tempête.

—————————————————————————

— Fanambarana an-gazety ELECTROTECH Antsirabe —

Manangana saina fotsy koa izahay androany, tsy hoe resy, fa mariky ny fanaintainana iombonana.

Ny 25 septambra 2025 no nisy voaroba ny tranombarotray tao Antsenakely Antsirabe.

Tao anatin’ny fotoana fohy dia rava ny asa an-taonany maro, ny asa mafy sy ny fikasana ho amin’ny hoavy.

Tsy ny varavarankelin'ny fivarotana na ny entam-barotra fotsiny no rava: anisan'ny nofinofinay sy ny fahatokisan-tena noheverinay fa azonay.

Amin'izao fotoana izao, toy ny fianakaviana sy mpandraharaha maro, dia voa mafy isika. Saingy mandà ny hamela izany herisetra izany handresy ny sitrapontsika hanohy.

Ny hany herinay dia ny firaisankina.
Firaisankina ihany no fitaovam-piadianay.
Miara-mijaly amin'ireo rehetra izay mihatra amin'ny fanaintainana mitovy.

Hiara-hiala amin'ity rivo-doza ity isika.

26/09/2025

Ankizy vavy miisa 2 handeha hody avy nivarotra ireto naratra voatifitra teo amin'ny vodiny, tetsy Andranoro Ambohibao.

Sary indrana Gazetiko

Anamboarako izay tianao ianao na aona toerana na ahoanaMidira Mp fa ao mahita azy
13/09/2025

Anamboarako izay tianao ianao na aona toerana na ahoana

Midira Mp fa ao mahita azy

08/07/2025

Résultats BEPC...

Iza no te hijery? Alefaso ato

24/05/2025

Big shout out to my newest top fans! Nomena Ratovo, Ramilison Achimina

Indrisy mantsy😭😭😭Mentionné -o zareo mpankafy ireto ratsy vitana 2 lahy ireto
17/04/2025

Indrisy mantsy😭😭😭

Mentionné -o zareo mpankafy ireto ratsy vitana 2 lahy ireto

14/03/2025

Malagasy za!!!

Adidiko amin'izany mijery ilay 3X3 Vehivavy...
Tsy zakako mahita azy fa mba mijery e

Address

Ralaimongo
Plaine Des Papayes
21201

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261331922299

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-Pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to E-Pejy:

Share