Singer Madagascar

Singer Madagascar Singer est une marque de machines à coudre d'origine américaine.

21/05/2026

Astuce couture 🧵

🌺 SINGER® dia eo anilan’ny taranaka rehetra ❤️
19/05/2026

🌺 SINGER® dia eo anilan’ny taranaka rehetra ❤️

❤️ Mendrika ny tsara indrindra i Neny !🧵Raha hividy milina fanjairana misy fihenam-bidy ianao, dia mandalova eny Singer ...
18/05/2026

❤️ Mendrika ny tsara indrindra i Neny !

🧵Raha hividy milina fanjairana misy fihenam-bidy ianao, dia mandalova eny Singer Vista Tsaralalàna (hatramin'ny 30 mey) 📞 037 68 804 52 / 034 42 450 04

🧵Raha mila fandoavam-bola tsikelikely na torohevitra avy amin’olona mahay momba ny milina fanjairana, dia mifandraisa amin’i Jessie Lorie Ambohimahintsy 📞 034 01 327 24

🧵Raha te hahita ny milina Singer samihafa kosa ianao, dia afaka manatona ny fivarotana Eurêka 🗺️ Anosivavaka Business Park 038 89 936 11 / Ankadimbahoaka Route d'Androndra 034 02 293 22.
_
SINGER® Mandrakizay ❤️

14/05/2026

Rehefa miakatra ny aty aorian'ny zipo, dia tsy voatery hoe nanao diso tamin'ny fanjairana akory ianao 👀

Mitranga matetika io olana io raha toa ka somary lehibe ny fitombenana na milempona ny lamosina.

Nahoana? Satria mila lamba somary lava kokoa any aoriana mba handrakotra tsara an'ilay bika.

Raha tsy noheverina mialoha tao anaty "patron" izany halavany izany, dia hiakatra ho azy aty aoriana ilay zipo... ary tsy ho mahitsy intsony ny tapany ambany.

Izany no mahatonga antsika eo amin'ny sehatry ny fanjairana tsy afaka mionona fotsiny amin'ny "patron standard" mahazatra: fa mila ampifanarahana amin'ny bikan'ny vatana foana ilay izy ✨

12/05/2026

Astuce couture 🧵
📷Abdii

12/05/2026

Astuce couture 🧵
📷Ayyi

Lasa ary ny LALAO goavana! 🎉 Mahazoa milina fanjairana SINGER® iray (1), réf. 15NL2A (manuelle), marika tena izy. Tsotra...
10/05/2026

Lasa ary ny LALAO goavana! 🎉 Mahazoa milina fanjairana SINGER® iray (1), réf. 15NL2A (manuelle), marika tena izy. Tsotra ny fandraisana anjara:

1- Tsindrio ny “J’aime” amin’ity publication ity sy amin’ireo publication 3 farany.
2- Soraty ao amin’ny commentaire hoe: “Singer mandrakizay”.
3- Manaova abonné amin’ity pejy Facebook ity, ary asao koa ireo akaiky anao hanao izany.

⚠️Ho an’ireo manana kaonty Instagram, afaka mampitombo avo roa heny ny vintanareo amin’ny lalao ianareo, raha mametraka commentaire amin’ilay publication ao ihany koa ary raha manaraka ny pejy.

📅Ny fisarihana dia hatao amin’ny alalan’ny logiciel en ligne ny 26 Jona 2026. 🎁 Fanolorana ny loka: homenay anareo amin’ny volana Jolay ny milina (eto Antananarivo ihany ary tsy mandefa loka eny amin'ny faritra).

🧵SINGER® 1306 START : 800 000 Ar. 6 points de base. Une machine parfaite pour les débutants (enfilage simplifié). Voici ...
07/05/2026

🧵SINGER® 1306 START : 800 000 Ar. 6 points de base. Une machine parfaite pour les débutants (enfilage simplifié). Voici nos revendeurs officiels :

💜 SINGER VISTA Tsaralalana 0340223280

💜 EURÊKA Anosivavaka Business Park 038 89 936 11
•EURÊKA Ankadimbahoaka Route d'Androndra 034 02 293 22
•EURÊKA Tamatave 038 41 293 01
•EURÊKA Nosy Be 034 41 293 49

💜 JESSIE LORIE Machine Ambohimahintsy 👉🏾azonao aloha in‑2, in‑3 (na imbetsaka) ny milina fanjairana SINGER® vaovao nofinofinao 📞 Mifandraisa amin’i zareo 034 01 327 24 (mandray commande en ligne - mandefa provinces).

Address

Ankadimbahoaka, Route D'Androndra
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Singer Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share