TA store

TA store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TA store, Accessories, IT station Behoririka BOX 111 1ėre ėtage 0343787757/0342281518, Antananarivo.
(1)

• pixel shop - téléphone Google pixel officiel -
•Vend uniquement phone G.Pixel original - et accessoire-piéce authentique
•Peut commander à l'étranger sous condition (si besoin)
📞📞0342281518 - 0343787757📞📞
🏢immeuble it station box 111 1er étage 🏢

Nalaina t@ Google pixel 8pro sans retouche Mafana be aty. Aiza ary izay mahita??
25/04/2026

Nalaina t@ Google pixel 8pro sans retouche
Mafana be aty. Aiza ary izay mahita??

25/04/2026

Ary raha atao mode caméra d'action toa Go pro , insta , DJI sy ny namany indray ary ny Google pixel 7pro e?

Aza miala alavitra fa ho avokatsika eto ny vokany 😉

Avant goût kely 👇👇

♥️Aza adino tapak'andro ny TA store rehefa asabotsy ann ✅

Couleur discret hendry kely 💸🥇🏆
21/04/2026

Couleur discret hendry kely 💸🥇🏆

Fantatrao ve?1- Ny TA store  dia boutique manao izay momba ny Google pixel sy ny tontolony ihany . 2- Magasin anisan' ir...
20/04/2026

Fantatrao ve?
1- Ny TA store dia boutique manao izay momba ny Google pixel sy ny tontolony ihany .
2- Magasin anisan' ireo nilancer Google pixel teto Madagasikara , avant anay tena rare izany mahafantatra izany marque Google pixel izany. (Fin 2019 début 2020 no efa nivarotra fa t@ compte fb tsotra fa taona vitsy taty aoriana vao nanokatra ity page ity)
3- Ny fournisseur anay hatramin'izay ka hatramin'izao dia tsy niova satria zareo efa mahalala ny zavatra takianay (phone original non reconditionné ary garantie tsy latsaka 3mois ny carton koa mila original toa ilay phone)
4- anisan' ireo arrivage ho avy ireo ireo 👇 voafantina . Ny vidiny tsy ho mora be itovy ireo misy pièce copy anefa tsy ilay lafo indrindra koa fa sahaza tsara ny hatsaran'ny pixel anao 🙂🙂
5- afaka manafatra izay ilainao rehetra ihany koa izahay satria misy produit sur commande ihany vao hita ao am magasin satria tsy ny olon-drehetra no masaha ny vidiny 😉💸

20/04/2026

Fluidité sy option maro be an' Android 17
Mbola version test ka mbola déconseillé ny maka azy . Miandrasa juillet août mihoatra any.
Pixel 8pro ilay am test teto.

18/04/2026

Raha lavalava teo aloha io video io dia tsy ahazo Google pixel zalah ireto 👇👇 bonne journée daholo ✅🥇🏆

17/04/2026

Mbola tsy lany manja ny Google pixel 7pro mbola manana mise a jour 2ans be.
Mahazo ny Android 16 nivoka farany dia mbola ahazo ny Android 17 18 ary possible 19 ihany koa. 🥇🏆

Coucou les team 🙂Arrivage Google pixel 💸✅ Redisponible Google pixel 7pro✅ redisponible Google pixel 6A✅ Redisponible Goo...
16/04/2026

Coucou les team 🙂
Arrivage Google pixel 💸
✅ Redisponible Google pixel 7pro
✅ redisponible Google pixel 6A
✅ Redisponible Google pixel 9
✅ Redisponible Google pixel 7A
Autre disponible pixel 6- 8pro- 3A - 7
Sous cartons original avec garantie phone
🏆Toerana tsy miova : Tsiazotafo immeuble IT station akaiky Galana Behoririka box 111 1er étage
🏍️Contact rapide 0343787757 0342281518

Livraison anio naika tratra orana .Ito kosa tsy misy mahita intsony 😂😅.. sa mbola misy mafy be ihany isika ato ?.. izy m...
16/04/2026

Livraison anio naika tratra orana .
Ito kosa tsy misy mahita intsony 😂😅.. sa mbola misy mafy be ihany isika ato ?.. izy mbola eto am ville 🤭

15/04/2026

Bonne nuit les team pixel 🫡🥇
Misacre be lery fa pixel bojo 😂😂👇👇

Tsy nahavita naka sary t@ alina fa mila mody aloha 🤭 .Miaraka mitempo am Google pixel ny IA anisany tsara indrindra novo...
14/04/2026

Tsy nahavita naka sary t@ alina fa mila mody aloha 🤭 .

Miaraka mitempo am Google pixel ny IA anisany tsara indrindra novokariny Google tsy iza izany fa ny Gemini IA 🏆

Power kitiana ela dia mivoka ny raccourci Gemini dia nasaina navadiny am alina ny sary dia vita ny chocolat.✅

Google pixel 6 no naka ilay sary original 🥇😉

Bonne nuit les team pixel .🫡

Coucou les Team Pixel 🤝🥇🏆Google pixel 6 en 2026 izay ilay sujet anio 💯✅ Mbola à jour tsara  : Ny phone hika farany année...
14/04/2026

Coucou les Team Pixel 🤝🥇🏆

Google pixel 6 en 2026 izay ilay sujet anio 💯
✅ Mbola à jour tsara : Ny phone hika farany année 2025 2026 rehetra manana Android 16 daholo . Ny Pixel6 sady mbola mahazo Android 16 no mbola hahazo Android 17 zokiny.
✅ Vidiny efa latsakin'ny 1.000.000ar ny sous carton original avec garantie . Ny marque hafa mifandaja aminy mbola + 1.000.000ar daholo (tsitsio ny vola 💸)
✅ Batterie mitana ary efa manana Batterie de rechange ihany koa ny TA store rehefa reraka ny batterie .😉
✅ Mbola matanjaka be ary mbola fluide be koa ilay phone .
✅ Côté sary dia mbola maro be phone tsy maharesy azy . Ireo misy sationany sans retouche 👇👇 na contre à jour na alina na portrait mbola enjana be 🤝👍🥇
✅ Côté vidéo ho alefanay tsy ho ela fa tena stable mety vlog sy live tsara 💯🏆

♥️ Fehiny, mbola safidy tsara be ny Google pixel 6 amin' izao taona 2026 izao ♥️

🙂disponible en 256gb izy ato am Ta store.

Address

IT Station Behoririka BOX 111 1ėre ėtage 0343787757/0342281518
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 21:00
Tuesday 09:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 21:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 21:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TA store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category