KERA Box

KERA Box 🇲🇬 Magasin en ligne de produits de détails et accessoires

Premier arrivé premier servi anh! 🖤Izay Jp voalohany ao amin’ny commentaire no mahazo ! 😍Aza adino ny manao confirmation...
08/03/2026

Premier arrivé premier servi anh! 🖤
Izay Jp voalohany ao amin’ny commentaire no mahazo ! 😍
Aza adino ny manao confirmation ao amin’ny Mp! 🥰

23/02/2026

Afaka misafidy izay tianao ianao amin’ireo pantalon tsara kely vao tonga ireto 😍😍

Salama daholo indray eh! 👋🏼✨ Ho hazavainay tsotsotra kely aminao mpanjifa indray ary ny fomba hijerevanao ny entana sy h...
23/02/2026

Salama daholo indray eh! 👋🏼
✨ Ho hazavainay tsotsotra kely aminao mpanjifa indray ary ny fomba hijerevanao ny entana sy hanamoraina ny fisafidiananao ny entana izay mety ho alainao! Andao ary 😁
Mizara étape maromaro ny fandaminana!
✅ Voalohany aloha dia ho asehonay ny articles vaovao izay tonga ao amin’ny stock miaraka amin’ny code produit sy ny taille an’ireo akanjo indrindra ho an’ny pataloa izay matetika manahirana antsika mpanjifa hoe S sa M sa L ary ny taille an’io !
✅ Faharoa an’izay dia efa afaka manao commande ao amin’ny commentaire amin’ny halalan’ny « JP » ary hamarinina ao amin’ny mp avy hatrany raha toa ka hitanao fa mahaliana anao ny entana!
✅ Fahatelo, hisy ny live izay ahitanao mivantana ireo entana izay naseho teo amin’ny publication voalaza tetsy ambony ka afaka amin’io fotoana io no manao commande raha toa ka mbola tsy lafo ilay entana.
✅ Faha efatra, confirmena ao amin’ny mp foana ny commande rehefa vita ny live vente hanamarinana ny informations de livraison rehetra (Contact, Lieu de livraison, Heure de Livraison, Code produit)
👉🏼 Marihana fa articles d’occasion premier choix sy photos réels avokoa ny entana eto amin’ny pejy!
Misaotra tompoko! 🫶
Tohano ny fandraharana malagasy 🇲🇬

🇲🇬 Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy! ✨Efa ela izay no tsy nifankahitantsika teto ka tonga indray ary izao ny entana v...
22/02/2026

🇲🇬 Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy! ✨
Efa ela izay no tsy nifankahitantsika teto ka tonga indray ary izao ny entana vaovao! 🫶
Araho akaiky ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny publication ahitana ny detail rehetra!





🇫🇷 Bonjour à tous nos abonnés ! ✨
Cela faisait un moment que nous ne nous étions pas retrouvés ici, et nous revoilà avec de nouveaux articles ! 🫶
Restez bien connectés à la page, la publication avec tous les détails arrive très bientôt !



🌞🔥 La saison chaude arrive à grands pas ! C'est le moment parfait pour rafraîchir votre garde-robe avec nos T-shirts bla...
02/08/2024

🌞🔥 La saison chaude arrive à grands pas ! C'est le moment parfait pour rafraîchir votre garde-robe avec nos T-shirts blancs et noirs de qualité supérieure. 🖤🤍

Que vous soyez team blanc ou team noir, nous avons ce qu'il vous faut pour rester stylé(e) et confortable. 🌟 Nos T-shirts sont disponibles dès maintenant dans notre magasin en ligne.

➡️ Ne manquez pas cette occasion de vous procurer des basiques indispensables pour l'été ! Commandez dès aujourd'hui et préparez-vous à affronter la chaleur avec style.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261348916302

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KERA Box posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category