kapa Fianarantsoa

kapa Fianarantsoa Boutique de chaussure. Coiffure et Nail Art. Pose faux ongles, vernis permanent, gel uv

Hakantony Tananareo @ ity Pentecôte inty Mialatsiny@ zay tsy azo sary! Joyeuse Pentecôte 🩷
24/05/2026

Hakantony Tananareo @ ity Pentecôte inty Mialatsiny@ zay tsy azo sary!

Joyeuse Pentecôte 🩷

Miverina misokatra zahay. De 9 hr à 19 fandraisana anareo.  Afaka Tonga vers arivariva izay  mbola miasa nefa te hikarak...
19/05/2026

Miverina misokatra zahay. De 9 hr à 19 fandraisana anareo. Afaka Tonga vers arivariva izay mbola miasa nefa te hikarakara @ ity Pentecôte ho avy ity! Manao Taovolo, coloration, extension cils, soins et maquillage ko izahay an!

Toetra tena misy @ isika mpandraharara eto fianarantsoa!!! Tsy votery ho mpinamana vao mba hifanao soa! Ho ahy manonkana...
13/05/2026

Toetra tena misy @ isika mpandraharara eto fianarantsoa!!! Tsy votery ho mpinamana vao mba hifanao soa! Ho ahy manonkana dia ny omaly no ifaninananko mba ho tsara kokoa ny ampitso ❤️
eh!!!

Le temps vaut de l'OR ✨ Ny finamanana afaka tena mifapitondra miakatra raha samy madio fo sy saina ary rehefa faly amin'ny fahombiazan'ny namanao enao zay dia afaka maka lesona aminy raha tena mifandray am-po🙏🏽 Ary "raha tena tia anao " koa izy dia tokony tsisy olana aminy ny mizara sy manoro anao raha mety ahasoa anao namany.

Matetika isika gasy rehefa hoe samy misehatra iray mitovy, dia lasa mifanaratsy, mifanindry, mifanala baraka eraky ny groupe .. nefa Samy manana ny hanitra ho azy re
ary LE SOLEIL BRILLE POUR TOUT LE MONDE ✨

Ela tsy namoka sary Coloration et brushing 🥰
09/05/2026

Ela tsy namoka sary Coloration et brushing 🥰

Promo pose classique, tenus 30jrs, colle tsy Mangirifiry, 20000 ar seulement 🩷❤️
20/04/2026

Promo pose classique, tenus 30jrs, colle tsy Mangirifiry, 20000 ar seulement 🩷❤️

ASA vita tao anatiny délestage… hamono anay Jirama Ty eh!!! Tongava aloha2 kia fa Jirama fianarana mamingana. Tapaka mar...
03/04/2026

ASA vita tao anatiny délestage… hamono anay Jirama Ty eh!!! Tongava aloha2 kia fa Jirama fianarana mamingana. Tapaka maraina jusqu’@ 4 kosa Ve ry Jirama Haute matsiatra!!!

Kapa Pâques Solde be!!! Vao2 d’origine be annn!!!
02/04/2026

Kapa Pâques Solde be!!! Vao2 d’origine be annn!!!

Nos félicitations à la belle jeune Dame Fi… et nos remerciements à toute sa famille pour leur confiance en nous. Mbola t...
28/03/2026

Nos félicitations à la belle jeune Dame Fi… et nos remerciements à toute sa famille pour leur confiance en nous. Mbola tsy afa mi dévoiler le travail accompli aloha. Miandry l'accord de votre part… 😘
réalisée par notre belle équipe 😁 Box5

Miverina misokatra Izahay ny Lundi izao. Hiara hanomana @ nareo ny pâque, Hitady tsiki2 @ nareo indray ☺️. Manina anareo...
21/03/2026

Miverina misokatra Izahay ny Lundi izao.
Hiara hanomana @ nareo ny pâque,
Hitady tsiki2 @ nareo indray ☺️. Manina anareo zahay telo ato.
Prestation tsy miova.
Pose VSP à partir de 5000 ar
Pose faux ongles à partir 10.000 ar
Extension gels ou pose américaine à partir de 25000 ar. Gainage 15000 ar.
Soins à partir de 15000 ar/ 25000 ar
Ny taovolo rehetra arakarakiny volonao.

Vita ny Adidy.  Isaorana betsaka ianareo rehetra mitondra teny fampiononana na t@ commentaire, na t@ mp, na t@ antso sy ...
18/03/2026

Vita ny Adidy. Isaorana betsaka ianareo rehetra mitondra teny fampiononana na t@ commentaire, na t@ mp, na t@ antso sy sms… Ankasitrana indrindra ianareo Namana, mpiara mivavaka, mpiara mivarotra ato Anjoma center nidododo mandany fotoana ho anay. Andriamanitra Manankarem-pahasoavana hamaly soa anareo.

Address

Anjoma Center/box 05
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00

Telephone

+261389486119

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when kapa Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share